Radio Don Bosco - FM 93.4 - Antananarivo

  • Guest Bonne Fete de Pentecotte a tout l'Equippe et a son Directeur mp. biagio de Venosa May 19, 2013, 7:25 a.m. GMT
  • Guest zahay koa zao aty Philippinnes mihaino Radio Don Bosco online sur internet. Mankasitraka e! May 17, 2013, 7:34 a.m. GMT
  • Guest I like RDB, May 10, 2013, 7:17 a.m. GMT
  • Guest akôry lahaly e! May 8, 2013, 2:01 p.m. GMT
  • Guest zahay reto aty Fujian Chine d mba mihaino rdb @internet rehefa tsy miasa e! May 6, 2013, 6:57 a.m. GMT
  • Guest RDB - TANA 101 mlay May 5, 2013, 11:36 a.m. GMT
  • Guest tsara be le mieno rdb @ net aty an-tany lavitra aty, mankasitraka ny teknolojia sy ny mpikirakira azy ! josoa May 5, 2013, 8:02 a.m. GMT
  • Guest Zahay zao aty Indonesia mihaino radio Don bosco Online sur Internet mahafinaritra eh May 4, 2013, 4:35 p.m. GMT
  • Guest Radio Don Bosco aty Tchad ! Mankasitraka ! Afaka manaraka vavaka aty aminy frontiere Tchad / RCA, toerana iasana saingy tsy misy fiangonana. May 1, 2013, 6:13 p.m. GMT
  • Guest radio don bosco May 1, 2013, 1:16 p.m. GMT
  • Guest :lkmkhjhhjhjhjhjhjhhhjhjhjhjhjh April 30, 2013, 10:20 a.m. GMT
  • Guest maheno RDB tsara izahay aty Philippines. Misaotra e! April 26, 2013, 2:04 p.m. GMT
  • Guest atreto aloha mande tsara ny radio e, mankasitraka April 24, 2013, 7:15 a.m. GMT
  • Guest tsy mandeha @ internet ny radioantsika e ? fa maninona ? April 24, 2013, 5:25 a.m. GMT
  • Guest maninona no tapatapaka ny fihainoana ny radio don bosco e? April 23, 2013, 5:36 a.m. GMT
  • Guest ka na aty frantsa koa aza tsy nahazo mihitsy, saingy nanandrana aho androany dia nahazo, faly be ery. Misaotra e April 21, 2013, 11:54 a.m. GMT
  • Guest Tena manamafy io voalaza eo aloha io zaho fa efa ho 4 na5 andro zao tsy nahazo ny RDB fa mikasaokabe fotsiny,ataoko fa ny ordiako no simba,,tena isaorana anareo fa mba mandre ny vaovao ny Madagascar izahay aty Italia aty , April 20, 2013, 7:44 p.m. GMT
  • Guest Nahoana ary ny rdb no tsy heno aty Italie intsony efa hatra ny 3 andro izay e? April 20, 2013, 7:15 a.m. GMT
  • Guest fa maninona kay no tsy mandeha le rdb online fa mikasaoka fotsiny e??? April 19, 2013, 11:10 a.m. GMT
  • Guest Moi aussi, je me demande pourquoi j'arrive pas à écouter la RBD 17/04/13 à 11H April 17, 2013, 9 a.m. GMT
  • Guest pourquoi je ne peux pas écouter la RDB? April 17, 2013, 8:13 a.m. GMT
  • Guest je veux ecouter rdb April 17, 2013, 7:16 a.m. GMT
  • Guest Aona kay n miaino Radio Don Bosco en ligne aty apitandranomasina? Misy lien ve? Fa ze sokaafako to feo afa² n mande amle izy! Mba alefaso mail amiko azafady ra misy lien: tachasky@gmail.com Misaotra indrindra April 16, 2013, 11:22 p.m. GMT
  • Guest Bjr RDB misaotra anareo eh! mba afak'andro mihaino anreo no mahafinaritra mba mahazo ranom-bavaka!! Mahafinaritra eha ! Ny avy aty France(Marmande dans Lot et Gronne) de miraray fahasalamana ho anreo ary de samby ho tahian'i TOMPO isika rehetra!!!! April 16, 2013, 7:08 a.m. GMT
  • Guest Fa maininona no poste ordi samy mifanakaiky izao nefa ny iray tara ny iray lasa aloha ny feo. Tsy zako ny antony ry RDB a! Resaka Technique ve? April 5, 2013, 6:48 a.m. GMT
  • Guest je n'arrive pas également à écouter RDB ni pas streema ni par tunein. Quelle est la solution April 4, 2013, 10:35 a.m. GMT
  • Guest bjr, fa ahoana ary no tsy mety mahazo rdb mitsy ny ordiko e, nefa ny radio hafa mety?? April 4, 2013, 10:32 a.m. GMT
  • Guest grate music April 2, 2013, 12:09 p.m. GMT
  • Guest salama rdb,mahafinaritra be ny fandaharana mankasitraka eeeeeeeee April 1, 2013, 11:38 a.m. GMT
  • Guest merci RDB,afaka maheno herinandro masina tsra zahay aty Canada March 30, 2013, 3:39 p.m. GMT
  • OmegaDera manaona nareo retra ato @ RDB, @ 8h 42min zao aty amiko aty Nicaragua zao miaino anareo zao, misotra anareo mpikarakara retra2....mankasitraka... March 27, 2013, 2:43 p.m. GMT
  • Guest Manao ahoana i Arlivah, alefaso avec toi ny Feon'Ala azafady indrindra avy aty Inde ihany March 27, 2013, 10:44 a.m. GMT
  • Guest manao ahoana daholo, mba mangataka hira iray safidy fa aty Inde dia mihaino rdb March 27, 2013, 10:21 a.m. GMT
  • Guest mirary paka sambatra ho an'ny havana rehetra any antsirabe any , ny any ankazomiriotra ary ny any antsimoniavoko , hoy ny aty an- tany lavitra aty March 27, 2013, 8:57 a.m. GMT
  • Guest Akory aby agnareo agny. zay de tsa mba mahazo RDB kua March 25, 2013, 12:44 p.m. GMT
  • Guest tena faly be fa mihaino ny RDB Madagascar aty an tanin olona aty e, misotra betsaka,,mirary soa fa tena mahafinaritra,, March 24, 2013, 12:24 p.m. GMT
  • Guest manaona RDB, azafady fa mba afaka mahazo zao numero iantsoana direct zao ve aho azafady fa tena mahafinartra be le fandraharana March 24, 2013, 12:13 p.m. GMT
  • Guest nahiran , izao vao azo ny antena rdb eto nord pas de calais March 24, 2013, 11:12 a.m. GMT
  • Guest bonjour RDB, nous arrivons à ecouter sans difficultés vos émissions March 22, 2013, 9:38 a.m. GMT
  • Guest je n'arrive pas à écouter RDB ni pas streema ni par tunein March 18, 2013, 6:55 a.m. GMT
  • Guest tsy mahazo mihintsy aho maraina io March 18, 2013, 6:12 a.m. GMT
  • Guest ny connection de mande tsara avy aty amiko sa resaka plug'in ve? March 17, 2013, 3:25 a.m. GMT
  • Guest salama e, nanomboka omaly dia tsy nahazo rdb za tsy aiko oe avy aty amiko ve ny olana sa avy any @ RDB? nanantena vao2 avy amintsika ao amin'ny RDB March 17, 2013, 3:24 a.m. GMT
  • Guest Manakory jiaby tsika Malagasy rehetra,d arabaina fa nahazo Papa vao2.za mb t iaino don bosco fa ts mety mahazo e March 15, 2013, 7:19 a.m. GMT
  • Guest Manahoana ny RDB,faly be tokoa mba sambany nihaino radio malagasy hatramin'izay herin-taona nahatongavako taty Genève izay,mirary soa ny karemy e March 14, 2013, 8:41 p.m. GMT
  • Guest salut les amoureux March 8, 2013, 8:30 p.m. GMT
  • Guest Salama atsika any Madagascar March 8, 2013, 8:30 p.m. GMT
  • Guest connexion no good March 8, 2013, 6:49 a.m. GMT
  • Guest plus je lecoute,plus je laime March 7, 2013, 12:28 p.m. GMT
  • Guest vi sto ascoltando dall'Italia, mi farebbe piacere ricevere informazioni sulle Vostre attività nel Madagascar, grazie, saluti Lucio green55@alice.it March 6, 2013, 4:29 p.m. GMT
  • Guest mafinarira eh! March 4, 2013, 9:30 a.m. GMT
  • Guest BJR, rdb de mirary soa e March 4, 2013, 5:12 a.m. GMT
  • Guest Mahafinaritra March 3, 2013, 7:25 p.m. GMT
  • Guest Mirary so hatrany ho an'i Radio Don Bosco March 3, 2013, 7:25 p.m. GMT
  • Guest mahafinaritra ny rdb tsara fa tohizo mirary faran'ny herinandro sambatra , bon wiik-end March 2, 2013, 8:20 a.m. GMT
  • Guest msaotra ny rdb e , mirary soa ny karemy March 2, 2013, 8:19 a.m. GMT
  • Guest salut RDB mahafinaritra ny maheno anareo aty alavitra aty mirary soa anareo za aty alavitra aty Nairobi Kanya March 2, 2013, 6:38 a.m. GMT
  • Guest sr marie pierre faly, sy mirary soa anareo ao amin ny rdb,zay aty lavitra fa maheno ny vaovao aty antanidrazana entna ambavaka, mirary, hafaliana amin karemy Feb. 25, 2013, 5:43 p.m. GMT
  • Guest i like to listen this radio! ok Feb. 25, 2013, 11:13 a.m. GMT
  • Guest manahoana , tena faly mahazo ny rdb , aty Paris , hafa ihany le maheno radio gasy , tena mankasitraka AINA Feb. 24, 2013, 5:24 p.m. GMT
  • Guest Salut RDB.Mankasitraka e!!!!! Feb. 20, 2013, 6:57 a.m. GMT
  • Guest fm93.4 antananarivo-madagascar Feb. 18, 2013, 6:30 p.m. GMT
  • Guest Miarahaba anareo izahay aty Gabon. Mba amboary tsara ry reto ny fifandraisana fa indarindray izahay aty Gabon dia tsy mahazo ny RDB mihitsy na dia efa mitady mafy aza. Ataovy an'ilay tena matanjaka moa fa tena mahonena, very irery aty lavitra aty izahay rehefa tsy maheno anareo ! Inona no tena mahazo ?: sao dia mba misy namana afaka manome sopapa aty Afrika e ! Feb. 18, 2013, 12:43 p.m. GMT
  • Guest Guest Miarahaba ny ekipan`ny RDB izahay aty Congo-Brazzaville . Izahay dia manaraka foana ny fandaharana ary dia ho samy ho tahin`Andriamanitra isika rehetra. Feb.14,2013, Feb. 14, 2013, 1:57 p.m. GMT
  • Guest rdb tsy mahazo izahay aty ambositra Feb. 13, 2013, noon GMT
  • Guest tsy mande ni rdb en ligne, avy any amnareo ve ni olana sa ny aty aminay? eto tanà ihany Feb. 12, 2013, 6:27 a.m. GMT
  • Guest tsar ny RDB, fa isika tokony hiezaka hiteny malagasy na ny mpanolotra any olona hadihadiana fa ny anay aty ary tsy fidiny ny miteny frantsay e misaotra e Feb. 8, 2013, 4:44 p.m. GMT
  • Guest Tsara foana ny Radio don bosco e! tena mihaino foana isan'andro na aty atany lavitra aty aza Feb. 7, 2013, 12:54 p.m. GMT
  • Guest Le vaovao adaladala no tena mba ahombiazako. Marary sy manavy mintsiny za raha tsy maheno an'io. Marina ange zany ry akama e. Feb. 7, 2013, 6:17 a.m. GMT
  • Guest tsy maazo atraty io fa tsy migeste Feb. 5, 2013, 5:22 a.m. GMT
  • Anny Malala Mbola tsara! Fa naninona no toa tsy naazo RDB intsony zay aty Shanghai nanomboka ny 4 Fevrier teo? Sa ahoana ndray no atao? Merci! Feb. 5, 2013, 4:34 a.m. GMT
  • Guest (y) radio don bosco;tsara fa tohizo hatrany é;mnakasitra ny ekipan'ny rdb rehetra é! Feb. 3, 2013, 8:25 a.m. GMT
  • Guest misaotra don bosco;tsy irery tokoa aty lavitra aty Feb. 3, 2013, 1:34 a.m. GMT
  • Guest mahafinariitra ny mihaino anareo izao sabotsy maraina zao aty Tampon La réunion Albert Feb. 2, 2013, 6:55 a.m. GMT
  • Guest miarahaba antsika rehetra mpakafy ni RDB @zao fetin i Don bosco zao....Mirary soa ni ekipa RDB rehetra.Dina aty Maurice ihany Jan. 31, 2013, 5:44 a.m. GMT
  • Guest ho tsara fankalazana aniè ny Fetiny D. Bosco isika rehetra! ampihainoako ny radiontsika, miarahaba ny equippe manontolo miarakaminy mp. Luca Jan. 28, 2013, 3:33 p.m. GMT
  • Guest Guest Miarahaba ny radio don bosco. Tohizo fa mahafinaritra ny fandaharana, dia mba hirina mba handeha tsara tsy misy fahatapany aty ivelany ny fandaharana rehetra. Samy ho tahin`Andriamanitra. Janv.28, 2013 , 15 :00 Jan. 28, 2013, 2:01 p.m. GMT
  • Guest Bonjour , aloa e , ny antony manamboatra zareo dia ndraindray mandeha indraindray tsy mandeha fa aza mikitikitika fotsiny e .Fa efa nanao fampandrenesana mihitsy zareo e .Misaotra ntsika . Jan. 28, 2013, 7:24 a.m. GMT
  • Guest bonjour radio don bosco Jan. 27, 2013, 11:11 a.m. GMT
  • Guest Manana adresse skype ve ny rdb...Misaotra e Jan. 26, 2013, 11:47 a.m. GMT
  • Guest RDB I love your station Jan. 23, 2013, 6:56 a.m. GMT
  • Guest Mahagaga fa tsy mety mandeha amin'ny machine-ko mihitsy ity RDB ity nefa ny Radio rehetra mandeha ! Inona ary no mahatonga an'izany ? Jan. 23, 2013, 3:45 a.m. GMT
  • Guest Ahoana no ahafahana mihaino radio@itunes fa mac n ahy ny ordi. Fafah Jan. 22, 2013, 7:01 p.m. GMT
  • Guest slt rdb .mahafinaritra ny fandaharana indrindra fa ny fotoam pivavahana mamelombelombolo ny finoana ato amponay merci homba antsika fona Andriamanitra,GABIE aty maurice Jan. 20, 2013, 3:33 a.m. GMT
  • Guest slt rdb mb mangatak anl hiran ny Ludger Andrianjaka nosy tanindrazako dia hiran ny ambndrona tiako ianao; d mrar soa ny any Mada retr any , namana av aty chine Jan. 19, 2013, 10:39 a.m. GMT
  • Guest bien! voici 2 autres radio Malgaches sympa: paradisagasy.com et RDJ Jan. 16, 2013, 8:07 p.m. GMT
  • Guest mahafinaritra sotra betsaka Jan. 15, 2013, 3:20 p.m. GMT
  • Guest milay be mitsy eeeeeee Jan. 15, 2013, 3:19 p.m. GMT
  • Guest rdb Antananarivo Madagascar Jan. 14, 2013, 9:15 a.m. GMT
  • Guest bnsr e mba andefaso lay hiran'I Zo panagée zahay aty Maurice fa mahatsiaro e .diia @firy no mandeha ny tantara fa te hihaino b zahay ato antrano .Hery veloma any Mada et de mba alefaso zao rha azo atao Jan. 11, 2013, 5:21 p.m. GMT
  • Guest mahereza ry RDB fa fomban'ny tsy mazaka ny aty andafy ny fanaratsiana ireny, dia mahereza ,nefa na dia zany aza mihezaka ny hanao zavatra tsar foana e Rija Jan. 10, 2013, 9:17 a.m. GMT
  • Guest misoatra e! mba andefaso mahaleo kely azafady e zalahy aty Paris e, mahatsiaro an'i Tahina, soafara, badoda Jan. 10, 2013, 9:14 a.m. GMT
  • Guest drtyrtyghghghghgh Jan. 9, 2013, 3:06 p.m. GMT
  • Guest BONNE ANNEE DÔL E! MERCI AN'NY EKIPAN'NY RDB SHOW E! MILAY BE LE FAHATSIAROVANA NY FANAGASIANA , VALANDOTRA,TAKAMOA, TELOZODRIRANA MAHITSIZORO SNS solo SUISSE Jan. 9, 2013, 11:43 a.m. GMT
  • Guest ne soyez pas insolent, si vous n'aimez pas cette radio, vous n'avez qu'à ne pas écouter, c'est tout Jan. 7, 2013, 6:14 p.m. GMT
  • Guest mangataka hira ny Ainga fivavahana azafady misaotse. Jan. 7, 2013, 4:03 p.m. GMT
  • Guest vous etes nul ! Jan. 7, 2013, 4:01 p.m. GMT
  • Guest je deteste votre radio Jan. 7, 2013, 3:58 p.m. GMT
  • Guest miarahaba anareo ao @ RDB !Mba andefaso hiran`i Ambondrona vao2 ao de atolotra an`i Camille sy Yannael de Thalia de Kenny .Herivola aty CHINEse ihany Jan. 6, 2013, 12:04 p.m. GMT
  • Guest arahabaina dhl natratra ny taona e;mrar soa antsika retr f indrindr i dad sneny ar Marina ao ambodtsir ao;msaotr n RDB f mad tsar; Andrea av aty Chine Jan. 5, 2013, 12:32 p.m. GMT
 
Location: